Bokin'ny Salamo 92:8
Raha mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy, Ary mamony ny mpanao ratsy rehetra, Dia izany no ho fandringanana azy mandrakizay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But thou, LORD, art most high for evermore.
In Context
7Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.
9Nefa Hianao, Jehovah ô, dia avo mandrakizay.
Read all of Bokin'ny Salamo 92
Cross References
Psalms 37:2Fa hojinjana faingana tahaka ny ahitra izy ka halazo tahaka ny ahi-maitso.
Psalms 73:17Mandra-piditro tao amin’ ny fitoera-masin’ Andriamanitra ka nihevitra izay ho farany.
Psalms 83:18Aoka ho menatra sy ho amin-tahotra mandrakizay izy; eny, aoka hangaihay sy haringana izy.
Psalms 102:26Tany aloha no nanorenanao ny tany; Ary asan’ ny tananao ny lanitra.
Ecclesiastes 5:8Fa na dia izany rehetra izany aza, dia mahasoa ny tany ny fisian’ ny mpanjaka amin’ izay tany volena.
Acts 12:1Ary tamin’ izany andro izany Heroda mpanjaka naninjitra ny tànany hampahory ny sasany tamin’ ny fiangonana.