The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 94 › Bokin'ny Salamo 94:22

Bokin'ny Salamo 94:22

Fa tonga fiarovana avo ho ahy Jehovah; Ary vatolampy fialofako Andriamanitro.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But the LORD is my defence; and my God is the rock of my refuge.

In Context

21Manao andiany hamely ny fanahin’ ny marina ireo Ka manameloka ny rà marina.

23Dia ampanodiaviny azy ireo ny helony ka aringany noho ny faharatsiany izy; Eny, aringan’ i Jehovah Andriamanitsika izy.

Read all of Bokin'ny Salamo 94

Cross References

Psalms 18:2dia hoy izy:― Mamiko indrindra Hianao, Jehovah Heriko ô.

Psalms 59:9Kanjo Hianao, Jehovah ô, hihomehy azy; Hianao haneso ny firenena rehetra.

Psalms 62:2Andriamanitra tokoa no iantombenan’ ny fanahiko; avy aminy ny famonjena ahy.

Psalms 62:8Andriamanitra no iankinan’ ny famonjena ahy sy ny voninahitro; ny vatolampiko mafy sy ny aroko dia ao amin’ Andriamanitra.

Isaiah 33:16Izy no honina ao amin’ ny avo; Ny fitoerana avony dia ny fiarovana any amin’ ny harambato; Izay hohaniny dia homena azy, ary ny rano hosotroiny tsy ho diso.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 94:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 94:21Bokin'ny Salamo 94Bokin'ny Salamo 94:23 →