The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 98 › Bokin'ny Salamo 98:8

Bokin'ny Salamo 98:8

Aoka hiteha-tanana ny riaka; Aoka hiara-mihoby aminy koa ny tendrombohitra

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let the floods clap their hands: let the hills be joyful together

In Context

7Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy, Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy.

9Eo anatrehan’ i Jehovah, fa avy hitsara ny tany Izy; Hitsara izao rehetra izao amin’ ny fahamarinana Izy Ary ny firenena amin’ ny fahitsiana.

Read all of Bokin'ny Salamo 98

Cross References

Psalms 47:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta. Salamo.

Psalms 65:13Vonton-drano ny fiandrasana ondry any an-efitra, ary misikìna fifaliana ny havoana.

Psalms 89:13Ny avaratra sy ny atsimo. Hianao no nahary azy; Ny anaranao no ihobian’ i Tabara sy Hermona.

Isaiah 55:12Fa amin’ ny fifaliana no hivoahanareo, ary amin’ ny fiadanana no hitondrana anareo; ny tendrombohitra sy ny havoana hahavelona hoby eo alohanareo, ary ny hazo rehetra any an-tsaha hitehatanana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 98:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 98:7Bokin'ny Salamo 98Bokin'ny Salamo 98:9 →