The Bible Software
bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 14 › Apokalypsin'i Jaona 14:4

Apokalypsin'i Jaona 14:4

Ireo no tsy voaloto tamin’ ny vehivavy, fa virijina izy. Ireo no manaraka ny Zanak’ ondry na aiza na aiza no alehany. Ireo no navotana avy tamin’ ny olona ho voaloham-bokatra ho an’ Andriamanitra sy ny Zanak’ ondry.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

These are they which were not defiled with women; for they are virgins. These are they which follow the Lamb whithersoever he goeth. These were redeemed from among men, being the firstfruits unto God and to the Lamb.

In Context

3Ary mihira toa tonon-kira vaovao eo anoloan’ ny seza fiandrianana sy eo anatrehan’ ny zava-manan’ aina efatra sy ny loholona izy; ary tsy nisy nahay nianatra izany fihirana izany, afa-tsy ny efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy izay navotana niala tamin’ ny tany.

5Ary tsy nisy lainga hita teo am-bavany, sady tsy manan-tsiny izy.

Read all of Apokalypsin'i Jaona 14

Cross References

Psalms 45:14Be voninahitra ny zanakavavin’ ny mpanjaka ao anaty trano; tenona misy volamena no fitafiany.

Song of Solomon 1:3Mani-pofona ny menakao tsara, menaka manitra voaidina ny anaranao, koa izany no itiavan’ ny zatovovavy anao.

Jeremiah 2:3Masìna ho an’ i Jehovah ny Isiraely sady santatra amin’ ny vokany; Izay rehetra nihinana azy dia nohelohina, ny loza no nanjo ireny, hoy Jehovah.

Matthew 8:19Ary nanatona ny mpanora-dalàna anankiray ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, hanaraka Anao aho na aiza na aiza no halehanao.

Luke 9:57Ary nony nandroso teny an-dalana izy, dia nisy anankiray nanao tamin’ i Jesosy hoe: Hanaraka Anao aho na aiza na aiza halehanao.

John 10:27Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Apokalypsin'i Jaona 14:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Apokalypsin'i Jaona 14:3Apokalypsin'i Jaona 14Apokalypsin'i Jaona 14:5 →