Apokalypsin'i Jaona 19:16
Ary manana anarana voasoratra amin’ ny lambany sy ny feny Izy nanao hoe: MPANJAKAN’ NY MPANJAKA SY TOMPON’ NY TOMPO.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he hath on his vesture and on his thigh a name written, KING OF KINGS, AND LORD OF LORDS.
In Context
Read all of Apokalypsin'i Jaona 19
Cross References
Psalms 136:3Miderà ny Tompon’ ny tompo; Fa mandrakizay ny famindram-pony;
Daniel 2:47Ny mpanjaka namaly an’ i Daniela ka nanao hoe: Marina tokoa fa Andriamanitrareo dia Andriamanitry ny andriamanitra sy Tompon’ ny mpanjaka ary Mampiseho zava-miafina, ka dia nahay nampiseho izany zava-miafina izany ianao.
1 Timothy 6:15ny Andriana finaritra sady tokana, Mpanjakan’ ny mpanjaka sy Tompon’ ny tompo, no haneho izany amin’ ny fotoany;
Revelation 17:14Ireo dia hiady amin’ ny Zanak’ ondry, ary ny Zanak’ ondry haharesy azy, satria Tompon’ ny tompo sy Mpanjakan’ ny mpanjaka Izy, ary haharesy azy koa izay momba Azy, dia olona voantso sy voafidy ary mahatoky.