The Bible Software
bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 5 › Apokalypsin'i Jaona 5:4

Apokalypsin'i Jaona 5:4

Ary nitomany mafy aho, satria tsy nisy hita miendrika hanokatra ny boky na hijery azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And I wept much, because no man was found worthy to open and to read the book, neither to look thereon.

In Context

3Ary tsy nisy tany an-danitra, na tetỳ an-tany, na tany ambanin’ ny tany, nahasokatra ny boky na nahajery azy.

5Ary ny anankiray tamin’ ny loholona nanao tamiko hoe: Aza mitomany; indro, ny Liona avy amin’ ny firenen’ i Joda, dia ny Solofon’ i Davida, no efa naharesy ka hanokatra ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny fito.

Read all of Apokalypsin'i Jaona 5

Cross References

Daniel 12:8Ary nandre izany aho, nefa tsy nahafantatra; dia hoy izaho: Tompoko ô, hanao ahoana no hiafaran’ ireo zavatra ireo?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Apokalypsin'i Jaona 5:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Apokalypsin'i Jaona 5:3Apokalypsin'i Jaona 5Apokalypsin'i Jaona 5:5 →