The Bible Software
bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 8 › Apokalypsin'i Jaona 8:6

Apokalypsin'i Jaona 8:6

Ary ny anjely fito izay nanana ny trompetra fito dia niomana hitsoka.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the seven angels which had the seven trumpets prepared themselves to sound.

In Context

5Ary ny anjely nandray ny lovia fandoroana ditin-kazo manitra, dia nameno azy tamin’ ny afo teo amin’ ny alitara ka nanipy izany tamin’ ny tany; dia nisy kotrokorana sy feo sy helatra ary horohorontany.

7Ary ny voalohany nitsoka, dia nisy havandra sy afo miharoharo rà, ka nararaka tamin’ ny tany irany; ary may ny ampahatelon’ ny tany, ary may ny ampahatelon’ ny hazo, ary may koa ny ahi-maitso rehetra.

Read all of Apokalypsin'i Jaona 8

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Apokalypsin'i Jaona 8:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Apokalypsin'i Jaona 8:5Apokalypsin'i Jaona 8Apokalypsin'i Jaona 8:7 →