bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 9 › Apokalypsin'i Jaona 9:10
Apokalypsin'i Jaona 9:10
Ary manan-drambo tahaka ny maingoka izy sady misy fanindronana; ary amin’ ny rambony no misy ny heriny hampahoriany ny olona dimy volana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they had tails like unto scorpions, and there were stings in their tails: and their power was to hurt men five months.
In Context
9Ary nanam-piarovan-tratra tahaka ny fiarovan-tratra vy izy; ary ny fikopakopaky ny elany dia tahaka ny fikotrokotroky ny kalesy entin’ ny soavaly betsaka miriotra ho amin’ ny ady.
11Ary manana ny anjelin’ ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin’ ny teny Hebreo dia Abadona, fa amin’ ny teny Grika kosa dia Apolyona no anarany.
Read all of Apokalypsin'i Jaona 9
Cross References
Luke 11:12ary raha angatahany atody, no hanome azy maingoka?
Revelation 9:5Nefa tsy navela hahafaty ary izy, fa ny hampanaintaina ary dimy volana; ary ny fampanaintainany dia tahaka ny fampanaintainan’ ny maingoka, raha mamely olona.
This Verse In Other Editions
Study Apokalypsin'i Jaona 9:10