Tononkiran'i Solomona 5:3
Fa hoy izaho: Efa niala akanjo aho, ka hataoko ahoana indray no fiakanjo? Efa nioza tongotra aho, ka hataoko ahoana no fandoto azy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I have put off my coat; how shall I put it on? I have washed my feet; how shall I defile them?
In Context
4Nampiditra ny tànany teo amin’ ny loaka ilay malalako, dia nangorakoraka azy ny foko.
Read all of Tononkiran'i Solomona 5
Cross References
Proverbs 3:28Aza manao amin’ ny namanao hoe: Mandehana, ka avia indray, fa rahampitso no homeko; Kanefa manana ihany ianao.
Proverbs 22:13Hoy ny malaina: Misy liona any ivelany; Ho fatin’ ny sasany any an-dalambe aho.
Matthew 26:38Dia hoy Izy taminy: Fadiranovana loatra ny fanahiko, toy ny efa ho faty; mitoera eto, ka miaraha miari-tory amiko.
Romans 7:22Fa mankasitraka ny lalàn’ Andriamanitra aho araka ny toetra anaty;