Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12:1
Ary ny amin’ ny zava-panahy, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now concerning spiritual gifts, brethren, I would not have you ignorant.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12
Cross References
1 Corinthians 12:4Zarazaraina ho samy hafa ny fanomezam-pahasoavana, nefa ny Fanahy dia iray ihany.
1 Corinthians 14:37Raha misy manao azy ho mpaminany, na ho manana fahaizam-panahy, dia aoka ho fantany tsara fa didin’ ny Tompo ny teny izay soratako ho aminareo.
Ephesians 4:11Ary Izy no nanome ny sasany ho Apostoly, ary ny sasany ho mpaminany, ary ny sasany ho evanjelista, ary ny sasany ho mpiandry sy mpampianatra,
2 Peter 3:8Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin’ ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro.