Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:43
afafy amin’ ny fahafaham-boninahitra izy, atsangana amin’ ny voninahitra; afafy amin’ ny fahalemena izy, atsangana amin’ ny hery;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
It is sown in dishonour; it is raised in glory: it is sown in weakness; it is raised in power:
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15
Cross References
Psalms 102:23Rehefa tafangona ny firenena Sy ny fanjakana maro hanompo an’ i Jehovah.
Matthew 13:43Ary amin’ izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin’ ny fanjakan’ ny Rainy. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino.
Mark 12:24Ary hoy Jesosy taminy: Tsy izao tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masìna sy ny herin’ Andriamanitra izao va no mahadiso hevitra anareo?
2 Corinthians 13:4Fa voahombo tamin’ ny hazo fijaliana Izy noho ny fahalemena, nefa velona kosa noho ny herin’ Andriamanitra. Fa izahay koa dia malemy ao aminy, nefa hiara-belona aminy ho anareo izahay noho ny herin’ Andriamanitra.
Philippians 3:10eny, mba ho fantatro Izy sy ny herin’ ny fitsanganany tamin’ ny maty ary ny fiombonana amin’ ny fijaliany ka hampitovina amin’ ny endriky ny fahafatesany,
Colossians 3:4Raha hiseho Kristy fiainantsika, dia hiara-miseho aminy koa amin’ ny voninahitra ianareo.