Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 16:20
Manao veloma anareo ny rahalahy rehetra. Mifanaova veloma amin’ ny fanorohana masìna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All the brethren greet you. Greet ye one another with an holy kiss.
In Context
21Ny tanako, izaho Paoly, no anaovako veloma.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 16
Cross References
Romans 16:21Manao veloma anareo Timoty, mpiara-miasa amiko, sy Losio sy Jasona ary Sosipatro havako.
2 Corinthians 13:12Mifanaova veloma amin’ ny fanorohana masìna.
1 Thessalonians 5:26Manaova veloma ny rahalahy rehetra amin’ ny fanorohana masìna.
Hebrews 13:24Manaova veloma amin’ izay rehetra mpitondra anareo sy ny olona masìna rehetra. Izay an’ Italia dia manao veloma anareo.