Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:26
Manaova veloma ny rahalahy rehetra amin’ ny fanorohana masìna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Greet all the brethren with an holy kiss.
In Context
25Ry rahalahy, mivavaha ho anay.
27Mampianiana anareo amin’ ny Tompo aho mba hovakina amin’ ny rahalahy rehetra ity epistily ity.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5
Cross References
Romans 16:16Mifanaova veloma amin’ ny fanorohana masìna. Ny fiangonana rehetra an’ i Kristy manao veloma anareo.