Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3:20
Ary indray: Jehovah no mahalala ny hevitry ny hendry fa zava-poana izany
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And again, The Lord knoweth the thoughts of the wise, that they are vain.
In Context
21Ka dia aza misy manao olona ho reharehany; fa anareo ny zavatra rehetra:
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3
Cross References
Job 11:11Fa Izy mahafantatra ny olon-dratsy; Ary hitany ny heloka, na dia tsy mandinika akory aza Izy.
Psalms 94:11Jehovah no mahalala ny hevitry ny olona, Fa zava-poana izany.
Colossians 2:8Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin’ ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran’ izao tontolo izao, fa tsy araka an’ i Kristy.