The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 94 › Bokin'ny Salamo 94:11

Bokin'ny Salamo 94:11

Jehovah no mahalala ny hevitry ny olona, Fa zava-poana izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The LORD knoweth the thoughts of man, that they are vanity.

In Context

10Ny Mpampianatra ny jentilisa va tsy hananatra, Dia Izay mampianatra fahalalana ny olona?

12Sambatra izay olona anarinao, Jehovah ô, Sady ampianarinao avy amin’ ny lalanao,

Read all of Bokin'ny Salamo 94

Cross References

Psalms 44:22Tsy handinika izany va Andriamanitra? Fa Izy mahalala ny miafina ao am-po.

Isaiah 66:18Fa Izaho dia hamaly ny asany sy ny heviny, Ho avy ny hamoriana ny jentilisa rehetra sy ny samy hafa fiteny; Dia ho avy ireo ka hahita ny voninahitro.

1 Corinthians 1:19Fa voasoratra hoe: Hofoanako ny fahendren’ ny hendry, Ary holaviko ny fahalalan’ ny mahalala.

1 Corinthians 1:25Fa ny fahadalan’ Andriamanitra dia hendry noho ny olona; ary ny fahalemen’ Andriamanitra mahery noho ny olona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 94:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 94:10Bokin'ny Salamo 94Bokin'ny Salamo 94:12 →