Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 8:2
Fa raha misy manao azy hahalala, dia tsy mbola mahalala araka izay tokony ho fantany akory izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if any man think that he knoweth any thing, he knoweth nothing yet as he ought to know.
In Context
3Fa raha misy tia an’ Andriamanitra, dia izy no fantany.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 8
Cross References
Proverbs 26:12Hitanao va ny olona manao azy ho hendry? Ny adala misy hantenaina kokoa noho izy.
Romans 11:25Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo izany zava-miafina izany, ry rahalahy (fandrao mihevitra ny tenanareo ho hendry ianareo), fa efa misy fahamafiam-po manjo ny Isiraely sasany mandra-piditry ny hafenoan’ ny jentilisa;
1 Corinthians 13:8Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay; fa raha ny faminaniana, dia ho levona; na ny fiteny tsy fantatra, dia hitsahatra; na ny fahalalana, dia ho foana.
Galatians 6:3Fa raha misy manao ny tenany ho zavatra, kanjo tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy.
1 Timothy 6:3Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, dia ny an’ i Jesosy Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra,