The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 12 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:8

Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:8

Nefa nolavin-dRehoboama ny hevitra nomen’ ireo zoki-olona azy, dia naka hevitra tamin’ ny tovolahy izay indray nihira taminy sady efa nitoetra teo anatrehany izy

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But he forsook the counsel of the old men, which they had given him, and consulted with the young men that were grown up with him, and which stood before him:

In Context

7Dia hoy ireo taminy: Raha mety ho mpanompon’ ny vahoaka ianao izao ka hanompo azy sy hanao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy.

9ka nanao taminy hoe: Ahoana kosa no mba hevitra omenareo havalintsika ny vahoaka izay efa niteny tamiko hoe: Hamaivano ny zioga izay nataon-drainao taminay

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 12

Cross References

2 Chronicles 10:8Nefa nolavin-dRehoboama ny saina nomen’ ireo zoki-olona azy, dia naka hevitra tamin’ ny tovolahy izay indray nihira taminy sady efa nitoetra teo anatrehany izy ka nanao taminy hoe:

Proverbs 1:2Hahalalana fahendrena sy fananarana, Ary hahafantarana ny tenin’ ny fahalalana;

Proverbs 1:30Tsy nekeny ny saina natolotro, Notsiratsirainy avokoa ny anatro rehetra,

Proverbs 25:12Kavim-bolamena sy firavaka volamena tsara Ny mpananatra hendry, raha amin’ ny sofina mihaino.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:7Boky faharoan'ny Mpanjaka 12Boky faharoan'ny Mpanjaka 12:9 →