Epistily voalohany nosoratan'i Petera 2:21
Fa ho amin’ izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
22“Izay tsy nanota akory, sady tsy nisy fitaka teo am-bavany”;
Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Petera 2
Cross References
Psalms 85:13Eny, Jehovah hanome ny tsara Ary ny tanintsika hahavoka-javatra.
Matthew 11:29Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an’ ny fanahinareo ianareo.
Mark 8:34Ary nantsoiny hanatona Azy ny vahoaka mbamin’ ny mpianany, dia hoy Izy taminy: Raha misy ta-hanaraka Ahy, dia aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany ka hanaraka Ahy.
Luke 14:26Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy.
John 13:15Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.
Acts 9:16fa hasehoko azy ny habetsahan’ izay tsy maintsy hiaretany ho voninahitry ny anarako.