bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 14 › Boky faharoan'i Samoela 14:5
Boky faharoan'i Samoela 14:5
Ny iray amin’ ireo harambato ireo dia nijoro avo teo an-daniny avaratra manandrify an’ i Mikmasy, ary ny iray kosa nijoro avo teo atsimo manandrify an’ i Gibea.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The forefront of the one was situate northward over against Michmash, and the other southward over against Gibeah.
In Context
4Ary teo an-daniny roa teo an-tenatenan’ ny hadilanana izay nitadiavan’ i Jonatana hankanesana ao amin’ ny miaramilan’ ny Filistina dia nisy harambato kitso loha: ny anaran’ ny anankiray dia Bozeza, ary ny anaran’ ny anankiray kosa Sene.
6Ary hoy Jonatana tamin’ ny zatovo, mpitondra ny fiadiany: Andeha isika hankany amin’ ny miaramilan’ ireo tsy mifora ireo; angamba homba antsika Jehovah, fa tsy misy mahasakana an’ i Jehovah tsy hamonjy, na amin’ ny maro, na amin’ ny vitsy.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 14
Cross References
1 Samuel 13:3Ary Jonatana namely ny miaramilan’ ny Filistina, izay tany Geba, ary ren’ ny Filistina izany. Ary Saoly nampitsoka anjomara teny amin’ ny tany rehetra ka nanao hoe Aoka handre ny Hebreo.
1 Chronicles 3:6sy Jibara sy Elisama sy Elifeleta
Isaiah 10:29Mihoatra ao an-kadilanana izy Ao Geba isika no handry, hoy izy; Mangovitra Rama, mandositra Gibean’ i Saoly;
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 14:5