Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:25
Ry rahalahy, mivavaha ho anay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
24Mahatoky Izay miantso anareo, sady Izy ihany no hanefa izany.
26Manaova veloma ny rahalahy rehetra amin’ ny fanorohana masìna.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5
Cross References
Romans 15:30Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny amin’ i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny fitiavana avy amin’ ny Fanahy, mba hiarahanareo miezaka amiko amin’ ny fivavahanareo amin’ Andriamanitra ho ahy,
Ephesians 6:18ary mivavaha mandrakariva ao amin’ ny Fanahy amin’ ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin’ izany amin’ ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an’ ny olona masìna rehetra,
Colossians 4:3ary mangataha koa ho anay, mba hamohan’ Andriamanitra varavarana ho an’ ny teny hilazanay ny zava-niafina izay an’ i Kristy, sady izany no namatorana ahy,
Philemon 1:22Ary izao koa: Mba anamboary trano hitoerako aho; fa manantena aho fa homena anareo noho ny vavaka ataonareo.