The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana › Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5 › Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:27

Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:27

Mampianiana anareo amin’ ny Tompo aho mba hovakina amin’ ny rahalahy rehetra ity epistily ity.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I charge you by the Lord that this epistle be read unto all the holy brethren.

In Context

26Manaova veloma ny rahalahy rehetra amin’ ny fanorohana masìna.

28Ho aminareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5

Cross References

Numbers 27:23ka nametraka ny tànany taminy ary nandidy azy, araka ny tenin’ i Jehovah izay nampitondrainy an’ i Mosesy.

2 Chronicles 18:15Ary hoy ny mpanjaka taminy: Impiry no hampianianako anao mba tsy hilaza na inona na inona amiko amin’ ny anaran’ i Jehovah afa-tsy izay marina ihany?

Matthew 26:63Nefa tsy niteny Jesosy. Dia hoy ny mpisoronabe taminy: Ampianianiko amin’ Andriamanitra velona Hianao hilaza aminay, raha Hianao no Kristy, Zanak’ Andriamanitra.

Acts 19:13Ary nisy Jiosy sasany, mpiriorio mamoaka fanahy ratsy, izay ninia nanonona ny anaran’ i Jesosy Tompo koa teo ambonin’ ny manana fanahy ratsy ka nanao hoe: Mampianiana anareo amin’ i Jesosy Izay torin’ i Paoly aho.

1 Thessalonians 2:11toy ny fantatrareo fa tahaka ny ray amin’ ny zanaka no namporisihanay sy nampiononanay anareo isam-batana sy nananaranay mafy anareo,

1 Timothy 1:3Toy ny nangatahako anao hitoetra any Efesosy, rehefa hankany Makedonia aho, mba handidianao ny sasany tsy hanao fampianarana hafahafa,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:27

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:26Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:28 →