Epistily voalohany ho an'i Timoty 1:20
naman’ ireny Hymeneo sy Aleksandro, izay natolotro ho an’ i Satana mba hofaizana tsy hiteny ratsy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 1
Cross References
Acts 13:45Nefa ny Jiosy kosa, raha nahita ny vahoaka betsaka, dia feno fialonana ka nanohitra ny teny nolazain’ i Paoly, sady niteny ratsy.
1 Corinthians 5:4amin’ ny anaran’ i Jesosy Tompontsika ― rehefa tafangona ianareo sy ny fanahiko omban’ ny herin’ i Jesosy Tompontsika ―
2 Corinthians 10:6ary vonona hamaly ny tsi-fanarahana rehetra izahay, rehefa tanteraka ny fanarahanareo.
2 Thessalonians 3:15Anefa aza dia atao fahavalo izy, fa anaro toy ny rahalahy.
2 Timothy 2:17ary ny teniny dia handany tahaka ny aretina mihady; isan ireny Hymeneo sy Fileto,
2 Timothy 4:14Aleksandro, mpanefy varahina, efa nanisy ratsy ahy be loatra; ny Tompo hamaly azy araka ny asany;