Epistily voalohany ho an'i Timoty 1:19
amin’ ny itananao ny finoana sy ny fieritreretana tsara, izay efa narian’ ny sasany, ka toy ny olona vaky sambo izy ny amin’ ny finoana;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
20naman’ ireny Hymeneo sy Aleksandro, izay natolotro ho an’ i Satana mba hofaizana tsy hiteny ratsy.
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 1
Cross References
Matthew 6:27Ary iza ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro hiainany na dia kely monja aza?
Galatians 1:6Gaga aho, raha mifindra faingana toy izao ianareo hiala amin’ izay efa niantso anareo tamin’ ny fahasoavan’ i Kristy ho amin’ ny filazantsara hafa,
Philippians 3:18Fa maro no mandeha, izay efa nolazaiko taminareo matetika, sady mbola lazaiko aminareo amin’ ny fitomaniana koa ankehitriny, fa fahavalon’ ny hazo fijalian’ i Kristy ireny;
1 Timothy 3:9mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin’ ny finoana amin’ ny fieritreretana madio.
1 Timothy 6:9Ary izay ta-hanan-karena dia latsaka amin’ ny fakam-panahy sy ny fandrika ary ny filàna maro tsy misy antony sady mandratra, izay mandentika ny olona ao amin’ ny fandringanana sy ny fahaverezana.
2 Timothy 3:1Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory.