Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 8:20
Ary mitandrina izahay mba tsy hisy hanome tsiny anay amin’ izao harena be angoninay izao;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Avoiding this, that no man should blame us in this abundance which is administered by us:
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 8
Cross References
Romans 14:16Aoka ary tsy mba hotenenina ratsy ny fahasoavana azonareo.
2 Corinthians 11:12Fa izay ataoko no mbola hataoko ihany, mba hampitsaharako ny famelezan’ izay mitady hamely, mba ho hita fa tahaka anay ihany izay amin’ ny izay ireharehany.
1 Thessalonians 5:22Fadio ny fanao ratsy rehetra.