Asan'ny Apostoly 13:40
Koa tandremo fandrao hihatra izay voalaza eo amin’ ny mpaminany hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Beware therefore, lest that come upon you, which is spoken of in the prophets;
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 13
Cross References
Habakkuk 1:5Jereo any amin’ ny jentilisa, ka diniho, ary gagà dia gagà; Fa manao zavatra amin’ ny andronareo Aho, Izay tsy hinoanareo, na dia holazaina aminareo aza.
Hebrews 2:3hataontsika ahoana no fandositra, raha tsy mitandrina izao famonjena lehibe izao isika? dia ilay nampilazaina ny Tompo tamin’ ny voalohany, ary nohamafin’ izay nandre tamintsika kosa,
Hebrews 12:25Tandremo mba tsy holavinareo Izay miteny. Fa raha izy ireo tsy afa-nandositra tamin’ ny nandavany ilay nilaza ny tenin’ Andriamanitra taminy tetỳ ambonin’ ny tany, mainka fa isika, raha mihodìna miala amin’ ilay avy any an-danitra,