Asan'ny Apostoly 2:12
Dia talanjona izy rehetra ka niahanahana sady niresaka hoe: Ahoana no tokony ho hevitr’ izany?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they were all amazed, and were in doubt, saying one to another, What meaneth this?
In Context
13Fa ny sasany nihomehy ka nanao hoe: Leon-divay mamy ireo.
Read all of Asan'ny Apostoly 2
Cross References
Luke 15:26Ary niantso ankizilahy anankiray izy ka nanontany azy izay anton’ izany zavatra izany.
Acts 2:7Dia talanjona sady gaga izy rehetra ka nanao hoe: Indreo, tsy Galiliana va ireo rehetra miteny ireo?
Acts 17:20Fa mampandre ny sofinay zavatra hafahafa izay tsy fantatray ianao; koa tianay ho fantatra izay hevitr’ izany zavatra izany.