bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 15 › Bokin'ny Deoteronomia 15:8
Bokin'ny Deoteronomia 15:8
fa sokafy tsara aminy ny tananao, ka ampisambory izay ilainy, araka izay mahory azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But thou shalt open thine hand wide unto him, and shalt surely lend him sufficient for his need, in that which he wanteth.
In Context
7Raha misy malahelo ny rahalahinao ao an-tanànanao anankiray amin’ ny taninao izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao anao, dia aza manamafy ny fonao, na manakombona ny tananao, amin’ ny rahalahinao malahelo;
9Mitandrema fandrao hisy hevi-dratsy ao am-ponao manao hoe: Antomotra ny taona fahafito, dia ny taom-panafahana; ary ho ratsy fijery ny rahalahinao malahelo ianao, ka tsy hanome azy akory ianao; ary hitaraina amin’ i Jehovah hiampanga anao Izy, ka dia ho fahotanao izany.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 15
Cross References
Matthew 5:42Omeo izay mangataka aminao; ary aza ilaoza-mihodìna izay te hisambotra aminao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 15:8