The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Efesiana › Epistily ho an'ny Efesiana 3 › Epistily ho an'ny Efesiana 3:16

Epistily ho an'ny Efesiana 3:16

mba homeny anareo, araka ny haren’ ny voninahiny, ny mba hohatanjahina fatratra amin’ ny Fanahiny ny toe-panahinareo;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

That he would grant you, according to the riches of his glory, to be strengthened with might by his Spirit in the inner man;

In Context

15Izay ahazoan’ ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany anarana,

17mba hitoeran’ i Kristy ao am-ponareo amin’ ny finoana, ka hamaka sy hiorina mafy amin’ ny fitiavana ianareo,

Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 3

Cross References

Psalms 28:8Jehovah no heriny, ary Izy no fiarovana mafy hamonjena ny voahosony.

Isaiah 40:29Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be.

Jeremiah 31:33Fa izao no fanekena havoko amin’ ny taranak’ Isiraely. Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony; Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko.

Matthew 6:13Ary aza mitondra anay ho amin’ ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin’ ny ratsy.

Romans 7:22Fa mankasitraka ny lalàn’ Andriamanitra aho araka ny toetra anaty;

1 Corinthians 16:13Miambena ianareo, tomoera tsara amin’ ny finoana, aoka hitombandahy, mahereza.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Efesiana 3:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Efesiana 3:15Epistily ho an'ny Efesiana 3Epistily ho an'ny Efesiana 3:17 →