Epistily ho an'ny Efesiana 3:18
mba hahaizanareo mbamin’ ny olona masìna rehetra ny hahafantatra tsara izay sakany sy lavany ary hahavony sy halavany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
May be able to comprehend with all saints what is the breadth, and length, and depth, and height;
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 3
Cross References
2 Chronicles 6:41Koa ankehitriny mitsangàna, ry Jehovah Andriamanitra ô, ho amin’ ny fitsaharanao, dia Hianao sy ny fiaran’ ny herinao; aoka ny mpisoronao hitafy famonjena, Jehovah Andriamanitra ô, ary aoka ny olonao masìna hifaly amin’ ny soa.
Psalms 103:11Fa tahaka ny hahavon’ ny lanitra ambonin’ ny tany No haben’ ny famindram-pony amin’ izay matahotra Azy.
Psalms 116:15Zava-dehibe eo imason’ i Jehovah Ny fahafatesan’ ny olony masìna.
Psalms 139:6Fahalalana mahagaga ahy loatra izany, Eny, avo loatra ka tsy tratro.
Isaiah 55:9Fa tahaka ny hahavon’ ny lanitra noho ny tany no hahavon’ ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo.
John 15:13Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.