Epistily ho an'ny Efesiana 5:26
mba hahamasina azy amin’ ny anadiovany azy amin’ ny rano fanasana amin’ ny teny;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That he might sanctify and cleanse it with the washing of water by the word,
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 5
Cross References
Ezekiel 16:9Dia nampandroiko rano ianao, eny, nosasako tsara ho afaka tamin’ ny rànao, dia nohosorako diloilo.
Zechariah 13:1Amin’ izany andro izany dia hisy loharano voasokatra ho an’ ny taranak’ i Davida sy ho an’ ny mponina any Jerosalema hanafaka fahotana sy fahalotoana.
John 15:3Efa madio rahateo ianareo noho ny teniko, izay nolazaiko taminareo.
John 17:7Fantany ankehitriny fa avy taminao izay rehetra efa nomenao Ahy.
Acts 22:16Ary ankehitriny inona no mampijanona anao? Mitsangàna, miantsoa ny anarany, ary aoka hatao batisa ianao ka hosasana ho afaka amin’ ny fahotanao.
1 Corinthians 6:11Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin’ ny anaran’ i Jesosy Kristy Tompo sy tamin’ ny Fanahin’ Andriamanitsika.