Filazantsara araka an'i Jaona 15:3
Efa madio rahateo ianareo noho ny teniko, izay nolazaiko taminareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now ye are clean through the word which I have spoken unto you.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 15
Cross References
John 13:10Fa hoy Jesosy taminy: Izay efa nandro tsy mila hosasana, afa-tsy ny tongotra ihany, fa efa madio avokoa; ary ianareo dia madio, nefa tsy ianareo rehetra.
Ephesians 5:26mba hahamasina azy amin’ ny anadiovany azy amin’ ny rano fanasana amin’ ny teny;