Bokin'i Ezekiela 48:2
Ary mifanolotra amin’ ny fari-tanin’ i Dana hatrany atsinanana ka hatrany andrefana dia iray koa ho an’ i Asera.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And by the border of Dan, from the east side unto the west side, a portion for Asher.
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 48
Cross References
Genesis 30:12Ary Zilpa, ankizivavin’ i Lea, dia niteraka zazalahy faharoany tamin’ i Jakoba.
Joshua 19:31Izany no lovan’ ny firenena taranak’ i Asera araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.