Bokin'i Josoa 19:31
Izany no lovan’ ny firenena taranak’ i Asera araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
30ary Oma sy Afeka ary Rehoba: tanàna roa amby roa-polo sy ny zana-bohiny.
32Ary ny loka fahenina dia an’ ny taranak’ i Naftaly isam-pokony.
Cross References
Deuteronomy 33:24Ary ny amin’ i ASERA dia hoy izy: Aoka hotahina mihoatra noho ny zaza maro Asera, Ary hankasitrahana mihoatra noho ny rahalahiny izy Ka hanoboka ny tongony amin’ ny diloilo.