Epistily ho an'ny Galatiana 5:9
Ny masirasira kely dia mahatonga ny vongana rehetra ho masirasira avokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A little leaven leaveneth the whole lump.
In Context
8Izany fitaomana izany dia tsy avy tamin’ ilay miantso anareo.
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 5
Cross References
Matthew 16:6Ary hoy Jesosy taminy: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon’ ny masirasiran’ ny Fariseo sy ny Sadoseo.
Mark 8:15Dia nananatra azy Izy ka nanao hoe: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon’ ny masirasiran’ ny Fariseo sy ny masirasiran’ i Heroda.
Luke 13:21Tahaka ny masirasira izy, izay nalain’ ny vehivavy anankiray ka nataony tao amin’ ny koba intelon’ ny famarana, mandra-pahazon’ ny masirasira azy rehetra.
1 Corinthians 15:33Aza mety hofitahina ianareo; ny fikambanana amin’ ny ratsy manimba ny fitondran-tena tsara.