bible.software › Epistily ho an'ny Galatiana › Epistily ho an'ny Galatiana 6 › Epistily ho an'ny Galatiana 6:11
Epistily ho an'ny Galatiana 6:11
Indro ny havaventin’ ny soratra izay soratan’ ny tanako ho aminareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ye see how large a letter I have written unto you with mine own hand.
In Context
10Koa araka ny ananantsika andro hanaovana, dia aoka isika hanao soa amin’ ny olona rehetra, indrindra fa amin’ ny mpianakavin’ ny finoana.
12Na iza na iza te-hiseho ho tsara amin’ ny nofo, dia ireo no manery anareo hoforana, nefa noho izao ihany: fandrao henjehina noho ny hazo fijalian’ i Kristy izy.
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 6
Cross References
Romans 16:22Izaho, Tertio, izay manoratra ity epistily ity, manao veloma anareo ao amin’ ny Tompo.
This Verse In Other Editions
Study Epistily ho an'ny Galatiana 6:11