The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 46 › Bokin'ny Genesisy 46:13

Bokin'ny Genesisy 46:13

Ary ny zanakalahin’ Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the sons of Issachar; Tola, and Phuvah, and Job, and Shimron.

In Context

12Ary ny zanakalahin’ i Joda dia Era sy Onana sy Sela sy Fareza ary Zera; ary Era sy Onana anefa dia maty tany amin’ ny tany Kanana ihany. Ary ny zanakalahin’ i Fareza dia Hezrona sy Hamola.

14Ary ny zanakalahin’ i Zebolona dia Sereda sy Elona ary Jahalela.

Read all of Bokin'ny Genesisy 46

Cross References

Genesis 35:23Ary ny zanakalahin’ i Jakoba dia roa ambin’ ny folo mirahalahy: ny zanak’ i Lea dia Robena, lahimatoan’ i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona;

Numbers 1:8ny avy amin’ Isakara dia Netanela, zanak’ i Zoara;

Numbers 26:23Ny taranak’ Isakara, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’ i Tola ny fokon’ ny Tolita; avy tamin’ i Pova ny fokon’ ny Povita;

Deuteronomy 33:18Ary ny amin’ i ZEBOLONA dia hoy izy: Mifalia, ry Zebolona, amin’ izay alehanao, Ary ianao, ry ISAKARA, ao an-dainao.

1 Chronicles 7:1Ary ny zanakalahin’ Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 46:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 46:12Bokin'ny Genesisy 46Bokin'ny Genesisy 46:14 →