Bokin'ny Nomery 1:8
ny avy amin’ Isakara dia Netanela, zanak’ i Zoara;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of Issachar; Nethaneel the son of Zuar.
In Context
7ny avy amin’ i Joda dia Nasona, zanak’ i Aminadaba;
9ny avy amin’ i Zebolona dia Eliaba, zanak’ i Helona;
Cross References
Numbers 2:5Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen’ Isakara; ary ny lohan’ ny taranak’ Isakara dia Netanela, zanak’ i Zoara;
Numbers 10:15Ary Netanela, zanak’ i Zoara, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ Isakara.