Bokin'ny Genesisy 49:20
ASERA dia avy ao aminy ny matavy fihinany, ary izy no ihavian’ ny hanim-pin’ andriana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Out of Asher his bread shall be fat, and he shall yield royal dainties.
In Context
19GADA, ny manao andiany hamoritra azy; fa izy kosa hamely ny otrika.
21NAFTALY dia dieravavy alefa; manao teny mahafinaritra izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 49
Cross References
Genesis 30:13Ary hoy Lea: Sambatra aho, fa hataon’ ny zanakavavin’ ny olona hoe sambatra aho; dia nataony hoe Asera ny anarany.
Deuteronomy 33:24Ary ny amin’ i ASERA dia hoy izy: Aoka hotahina mihoatra noho ny zaza maro Asera, Ary hankasitrahana mihoatra noho ny rahalahiny izy Ka hanoboka ny tongony amin’ ny diloilo.
Joshua 19:31Izany no lovan’ ny firenena taranak’ i Asera araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.