Bokin'ny Genesisy 49:19
GADA, ny manao andiany hamoritra azy; fa izy kosa hamely ny otrika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Gad, a troop shall overcome him: but he shall overcome at the last.
In Context
18Ny famonjenao no andrasako, Jehovah ô!
20ASERA dia avy ao aminy ny matavy fihinany, ary izy no ihavian’ ny hanim-pin’ andriana.
Read all of Bokin'ny Genesisy 49
Cross References
Genesis 30:11Ary hoy Lea: Manan-jara re aho! dia nataony hoe Gada ny anarany.
Numbers 32:1Ary nanana omby aman’ ondry be indrindra ny taranak’ i Robena sy ny taranak’ i Gada; ary rehefa nahita ny tany Jazera sy ny tany Gileada izy, fa tany tsara ho fiandrasana omby aman’ ondry io,
Joshua 13:8Ary niaraka tamin’ ireo koa no nahazoan’ ny Robenita sy ny Gadita ny lovany, dia ilay nomen’ i Mosesy azy any an-dafy atsinanan’ i Jordana, araka izay nomen’ i Mosesy, mpanompon’ i Jehovah, azy,
1 Chronicles 3:18ary Malkirama koa sy Pedaia sy Senazara sy Jekamia sy Hosama ary Nedabia.
1 Chronicles 5:20Ary nombana hamely ireo izy, ka dia voatolotra teo an-tànany ny Hagarita mbamin’ izay rehetra nomba azy, satria nitaraina tamin’ Andriamanitra teo amin’ ny ady izy, ary nekeny ny fangatahany noho ny fahatokiany Azy.
1 Chronicles 5:26Ary Andriamanitry ny Isiraely namporisika an’ i Pola, mpanjakan’ i Asyria, sy Tiglato-pilesera mpanjakan’ i Asyria, ka dia nobaboin’ ireo ny Robenita sy ny Gadita sy ny antsasaky ny firenen’ i Manase ka nentiny tany Hala sy Habora sy Hara ary tany amoron’ ny ony Gozana ambaraka androany.