Bokin'ny Genesisy 49:5
SIMEONA sy LEVY dia mpirahalahy, fiadia-mandoza ny sabany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Simeon and Levi are brethren; instruments of cruelty are in their habitations.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 49
Cross References
Genesis 29:33Dia nanan’ anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Satria ren’ i Jehovah fa efa nankalahaina aho, dia nomeny ahy koa ity; dia nataony hoe Simeona ny anarany.
Genesis 46:10Ary ny zanakalahin’ i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin’ ny vehivavy Kananita.
Proverbs 18:9Ary izay malaina amin’ ny asany Dia rahalahin’ ny mpanimba.
Revelation 7:7Avy tamin’ ny firenen’ i Simeona roa arivo amby iray alina. Avy tamin’ ny firenen’ i Levy roa arivo amby iray alina. Avy tamin’ ny firenen’ Isakara roa arivo amby iray alina.