Epistily ho an'ny Hebreo 3:13
fa mifananara isan’ andro, raha mbola atao hoe “Anio”; fandrao hisy aminareo ho tonga mafy fo noho ny famitahan’ ny ota.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 3
Cross References
Proverbs 28:26Izay matoky ny fony dia adala; Fa izay mandeha amin’ ny fahendrena no ho afa-miala.
Obadiah 1:3Ny avonavon’ ny fonao no namitaka anao, Ry ilay monina ao an-tsefatsefaky ny harambato, Any amin’ ny fonenana avo, Sady manao anakampo hoe: Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany?
Romans 7:11Fa io didy io dia nentin’ ny ota namitaka sy nahafaty ahy.
1 Thessalonians 2:11toy ny fantatrareo fa tahaka ny ray amin’ ny zanaka no namporisihanay sy nampiononanay anareo isam-batana sy nananaranay mafy anareo,
1 Thessalonians 5:11Koa mifananara sy mifampahatanjaha, tahaka ny ataonareo ihany.
Hebrews 10:24ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara;