The Bible Software
bible.software › Epistily nosoratan'i Jakoba › Epistily nosoratan'i Jakoba 5 › Epistily nosoratan'i Jakoba 5:2

Epistily nosoratan'i Jakoba 5:2

Ny harenareo efa simba, ary ny fitafianareo efa lanin’ ny kalalao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Your riches are corrupted, and your garments are motheaten.

In Context

1He! ianareo manan-karena, mitomania sy midradradradrà noho ny fahoriana izay efa manjo anareo.

3Ny volamena sy ny volafotsinareo dia efa harafesina; ary ny harafesiny dia ho vavolombelona hiampanga anareo sady handany ny nofonareo tahaka ny afo. Efa namory harena amin’ ny andro farany ianareo.

Read all of Epistily nosoratan'i Jakoba 5

Cross References

Job 13:28Dia izaho ity izay mihalevona tahaka ny zavatra hanin’ ny fositra, eny, tahaka ny fitafiana lanin’ ny kalalao.

Isaiah 50:9Indro, Jehovah Tompo no hamonjy ahy; koa iza no hanameloka ahy? Indro, izy rehetra ho tonga tahaka ny lamba mangarahara, ho lanin’ ny kalalao izy.

Jeremiah 17:11Toy ny tsipoy mikotrika izay tsy atodiny, dia toy izany izay mahazo harena tsy amin’ ny rariny: Handao azy amin’ ny an-tenatenan’ androny izany, ka ho adala no farany.

Matthew 6:19Aza mihary harena ho anareo eto an-tany, izay misy kalalao sy harafesina manimba, sady misy mpangalatra manami-trano sy mangalatra.

James 2:2Fa raha misy olona miditra eo amin’ ny synagoganareo misy peratra volamena amin’ ny rantsan-tànany sady miakanjo tsara, ary mba miditra kosa izay olona malahelo miakanjo ratsy,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily nosoratan'i Jakoba 5:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily nosoratan'i Jakoba 5:1Epistily nosoratan'i Jakoba 5Epistily nosoratan'i Jakoba 5:3 →