Bokin'i Jeremia 16:20
Moa mahay manao andriamanitra ho azy va ny olona? Tsy Andriamanitra ireny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Shall a man make gods unto himself, and they are no gods?
In Context
Read all of Bokin'i Jeremia 16
Cross References
2 Kings 19:18ary efa nanary ny andriamaniny tao anaty afo, satria tsy Andriamanitra ireny, fa asan’ ny tànan’ olona ihany, dia hazo sy vato; ka dia azony nosimbana.
Psalms 135:14Fa hanome rariny ny olony Izy Ary hanenina ny amin’ ny mpanompony.
Isaiah 37:19ary efa nanary ny andriamaniny tao anaty afo, satria tsy Andriamanitra ireny, fa asan’ ny tànan’ olona ihany, dia hazo sy vato, ka dia azony nosimbana.
Hosea 8:4Ireny dia nanangana mpanjaka nefa tsy avy tamiko; Nifidy mpanapaka izy, nefa tsy fantatro; Ny volafotsiny sy ny volamenany no nataony sampiny mba hamongorana azy.
Galatians 1:8Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy.