Bokin'i Jeremia 51:17
Efa ketrina avokoa ny olona rehetra ka tsy manam-pahalalana; Menarina ny mpanefy volamena rehetra noho ny amin’ ny sarin-javatra voasokitra; Fa fitaka ny sarin-javatra an-idina, satria tsy misy aina ao aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18Zava-poana ireny, dia asa mahatsikaiky foana; Amin’ ny andro hamaliana azy dia ho levona izy.
Read all of Bokin'i Jeremia 51
Cross References
Psalms 53:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-mahalath. Maskila nataon’ i Davida.
Psalms 115:5Manam-bava izy, fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita;
Psalms 135:17Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Ary tsy misy fofonaina ao am-bavany.
Jeremiah 10:14Efa ketrina avokoa ny olona rehetra ka tsy manam-pahalalana; Menarina noho ny sarin-javatra voasokitra ny mpanefy volamena rehetra; Fa fitaka ny sarin-javatra an-idina, sady tsy misy fofon’ aina ao aminy.
Habakkuk 2:18Mahasoa inona ny sarin-javatra voasokitra, No misokitra azy ny mpanao azy? Na ny sarin-javatra an-idina sy ny mpampianatra lainga, No matoky azy izay namorona azy Tamin’ ny nanaovany sampy moana?
1 Corinthians 1:19Fa voasoratra hoe: Hofoanako ny fahendren’ ny hendry, Ary holaviko ny fahalalan’ ny mahalala.