Bokin'i Jeremia 10:14
Efa ketrina avokoa ny olona rehetra ka tsy manam-pahalalana; Menarina noho ny sarin-javatra voasokitra ny mpanefy volamena rehetra; Fa fitaka ny sarin-javatra an-idina, sady tsy misy fofon’ aina ao aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Zava-poana ireny, dia asa mahatsikaiky foana; Amin’ ny andro hamaliana azy dia ho levona izy.
Read all of Bokin'i Jeremia 10
Cross References
1 Samuel 5:4Ary nony ampitson’ iny indray dia nifoha maraina koa ny olona, ka indro Dagona potraka niankohoka indray tamin’ ny tany teo anoloan’ ny fiaran’ i Jehovah, ary tapaka teo amin’ ny tokonam-baravarana ny lohan’ i Dagona sy ny felatanany roa; fa ny tenabeny ihany no sisa
Psalms 92:6Jehovah ô, akory ny halehiben’ ny asanao! Lalina indrindra ny fisainanao.
Psalms 97:7Aoka ho menatra izay rehetra manompo sarin-javatra voasokitra sy miarahaba tena ny amin’ ny andriamani-tsi-izy; Miankohofa eo anoloan’ i Jehovah ianareo andriamanitra rehetra.
Psalms 115:8Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy.
Proverbs 30:2Izaho dia biby, fa tsy olona, Ary tsy manan-tsain’ olombelona aho.
Isaiah 44:11Indro, ho menatra ny namany rehetra; Fa ny mpiasa dia olona ihany; Aoka hivory izy rehetra ka handroso; Aoka ho raiki-tahotra sy ho menatra avokoa izy.