The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 17 › Bokin'i Joba 17:15

Bokin'i Joba 17:15

Fa aiza ary ny fanantenako? Ary iza no mahita azy?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And where is now my hope? as for my hope, who shall see it?

In Context

14Ny fasana no nantsoiko hoe: Raiko ianao; Ary ny kankana: Reniko sy anabaviko ianao.

16Midìna any amin’ ny vavahadin’ ny fiainan-tsi-hita izany, raha mba hahita fitsaharana ao amin’ ny vovoka aho.

Read all of Bokin'i Joba 17

Cross References

Job 4:6Tsy ny fivavahanao va no tokinao? Ary tsy fanantenanao va ny fahitsian’ ny lalanao?

Job 7:6Faingana noho ny famahanan-tenona ny androko ka lany tsy misy fanantenana.

Job 14:19Lanin’ ny rano ny vato; ary indaosin’ ny riaka ny vovo-tany: Toy izany no fanimbanao ny fanantenan’ ny zanak’ olombelona.

Lamentations 3:18Dia hoy izaho: Levona ny faharetako sy ny fanantenako an’ i Jehovah.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 17:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 17:14Bokin'i Joba 17Bokin'i Joba 17:16 →