Bokin'i Joba 33:21
Mihena ny nofony ka tsy hita, ary mitranitrany ny taolany izay tsy hita teo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
His flesh is consumed away, that it cannot be seen; and his bones that were not seen stick out.
In Context
20Ary ny ainy marikorikon-kanina, eny, na dia ny hanim-py aza tsy tian’ ny fanahiny.
22Dia manakaiky ny lavaka ny fanahiny, ary ny ainy manatona ny mpaka aina.
Cross References
Job 13:28Dia izaho ity izay mihalevona tahaka ny zavatra hanin’ ny fositra, eny, tahaka ny fitafiana lanin’ ny kalalao.
Job 14:22Ny mihatra amin’ ny tenany ihany no mampanaintaina azy, ary ny mihatra amin’ ny tenany ihany no mampalahelo ny fanahiny.
Job 19:20Ny taolako miraikitra amin’ ny hoditro sy ny nofoko, ary ny akanjo-nifiko ihany no hany sisa azoko enti-mandositra.
Psalms 32:3Raha nangina aho, dia nihalany ny taolako rehetra, noho ny fitarainako mandrakariva,
Psalms 102:3Aza manafina ny tavanao amiko amin’ ny andro fahoriako; Atongilano amiko ny sofinao; Amin’ ny andro itarainako dia faingàna hamaly ahy.