Filazantsara araka an'i Jaona 16:17
Ary ny mpianany sasany niresaka hoe: Inona izany nolazainy tamintsika hoe: Vetivety foana dia tsy hahita Ahy ianareo; ary vetivety foana indray dia hahita Ahy ianareo, ary, satria mankany amin’ ny Ray Aho?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
16Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony ianareo; ary vetivety foana indray dia hahita Ahy ianareo.
18Ary hoy koa ireo: Inona izany lazainy hoe vetivety foana izany? Tsy fantatsika izay lazainy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 16
Cross References
Mark 9:32Fa izy ireo tsy nahafantatra izany teny izany sady natahotra hanontany Azy.
Luke 18:34Nefa tsy nisy azony akory izany teny izany, fa nafenina taminy izy ka dia tsy fantany izay nolazainy.
John 14:5Hoy Tomasy taminy: Tompoko, tsy fantatray izay alehanao; ka hataonay ahoana no fahafantatra ny lalana?
John 16:1Izany teny izany dia efa nolazaiko taminareo, mba tsy hahatafintohina anareo.
John 16:16Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony ianareo; ary vetivety foana indray dia hahita Ahy ianareo.