Filazantsara araka an'i Jaona 18:29
Ary Pilato nivoaka ho eo aminy teo ivelany ka nanao hoe: Inona moa no iampanganareo io Lehilahy io?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Pilate then went out unto them, and said, What accusation bring ye against this man?
In Context
30Dia namaly ireo ka nanao taminy hoe: Raha tsy mpanao ratsy Izy, dia tsy mba natolotray anao.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 18
Cross References
Matthew 27:11Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan’ ny governora; ary ny governora nanontany Azy ka nanao hoe: Hianao va no Mpanjakan’ ny Jiosy? Dia hoy Jesosy taminy: Voalazanao.
Mark 15:2Ary Pilato nanontany Azy hoe: Hianao va no Mpanjakan’ ny Jiosy? Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Voalazanao.
Acts 23:28Ary satria ta-hahalala tsara izay niampangany azy aho, dia nentiko nidina ho eo amin’ ny Synedriona izy;