Filazantsara araka an'i Jaona 2:6
Ary nisy siny vato enina mahalany rano indroa na intelon’ ny vata avy nipetraka teo ho fanadiovana araka ny fanaon’ ny Jiosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
5Fa hoy ny reniny tamin’ ny mpanompo: Ataovy izay asainy ataonareo.
7Dia hoy Jesosy taminy: Fenoy rano ny siny. Dia nofenoiny hatramin’ ny molony.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 2
Cross References
Mark 7:2ka nahita ny mpianatra sasany fa nihinan-kanina tamin’ ny tanana tsy madio, izany hoe, tsy voasasa.
Ephesians 5:26mba hahamasina azy amin’ ny anadiovany azy amin’ ny rano fanasana amin’ ny teny;
Hebrews 9:10(fa naman’ ny zavatra hohanina sy ny zavatra hosotroina sy ny fanasana samy hafa), dia fitsipika araka ny nofo, voatendrv hatao mandra-pihavin’ ny andro fanovana.
Hebrews 10:22dia aoka isika hanatona amin’ ny fo marina sy amin’ ny fahatokiana be avy amin’ ny finoana, manana fo voadio ho afaka amin’ ny fieritreretana ratsy sy tena voasasa tamin’ ny rano madio;